EKSODY 14:14 (DIEM) ; 1 Tiomty 6:7-8 ; Siràka 38:20 (Katôlika)
Ny TOMPO no hiady ho anareo, fa ianareo kosa hangina fotsiny. EKSODY 14:14 (DIEM)
Fa tsy nitondra na
inona na inona ho amin'izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na
inona na inona hiala. Fa raha
manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin'izany. 1 Tiomty 6:7-8
"Aza avela ho difotr'alahelo ny fonao, roahy izy, ary tsarovy ny hiafaranao." Siràka 38:20 (Katôlika)