1 JOHANY 5:5 (DIEM) ; MATIO 7:11 ; Izaia 30:1a (Katôlika)
Iza moa no maharesy izao tontolo izao, afa-tsy izay mino fa i Jesoa no ilay Zanak'Andriamanitra? 1 JOHANY 5:5 (DIEM)
"Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an'ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo Izay any an-danitra no hanome zava-tsoa ho an'izay mangataka aminy?" MATIO 7:11
"Loza ho anareo zanaka maditra, tenimarin'ny Tompo izany!" Izaia 30:1a (Katôlika)