- Maraina
Nitaraina tamin'Andriamanitra izy nandritra ny ady, ka nohenoin'Andriamanitra SATRIA NATOKY AZY. 1 TANTARA 5:20 (DIEM)
- Antoandro
"Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko". Salamo 51:10
- Alina
"Ny Tompo Andriamanitrareo no ivereno, ry Israelita, satria ny helokareo no nahalavo anareo". Ôsea 14:2 (Katôlika)