•Maraina
Izay
mino
ny
Zanaka
no velona
aina
mandrakizay;
fa izay
tsy
mino
ny
Zanaka
dia tsy
ho velona
aina,
fa itoeran'ny
hatezeran'Andriamanitra.
JOHANY
3:36 (DIEM)
•Antoandro
Fa rehefa
niseho
ny
fahamoram-panahin'Andriamanitra,
Mpamonjy
antsika,
sy
ny
fitiavany
ny
olona,
dia tsy
avy
tamin'ny
asa amin'ny
fahamarinana
izay
nataontsika,
fa araka
ny
famindram-po
kosa
no namonjeny
antsika,
tamin'ny
fanasan'ny
fiterahana
indray
sy
ny
fanavaozan'ny
Fanahy
Masina,
Izay
naidiny
betsaka
tamintsika
tamin'ny
alalan'i
Jesosy
Kristy,
Mpamonjy
antsika,
mba
hohamarinina
amin'ny
fahasoavany
isika
ka ho tonga
mpandova
araka
ny
fanantenana
ny
fiainana
mandrakizay.
TOTOSY
3:4-7
•Alina
Mitoria
ny
teny,
ary
mahareta
amin'izany
na amin'ny
fotoana
na tsy
amin'ny
fotoana:
manitsia,
mananara,
mampirisiha,
amim-pandeferana
sy
amim-pahaizana
mandrakariva.
2
TIMOTY 4:2 (Katôlika)