samedi 2 juin 2012

APOKALIPSY 3:17 (DIEM) ; Salamo 31:17 ; Salamo 145:19 (Katôlika)

  • Maraina
Hoy ianao hoe: manan-karena sy efa nihary fananam-be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mampalahelo, mahantra sy jamba ary mitanjaka. APOKALIPSY 3:17 (DIEM)

  • Antoandro
"Aoka tsy ho menatra aho, Jehovah ô, satria miantso Anao; fa aoka kosa ho menatra ny ratsy fanahy ka hangina any amin'ny fiainan-tsi-hita" Salamo 31:17

  • Alina
"Manatanteraka ny fanirian'izay matahotra Azy Izy, mihaino ny fitarainany sy mamonjy azy." Salamo 145:19 (Katôlika)