dimanche 3 juin 2012

1 JOHANY 1:9 (DIEM) ; Salamo 150:6 ; Malaky 3:10a (Katôlika)

  • Maraina
Fa raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mitana ny toky nomeny Andriamanitra sady miantra, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin'ny ratsy isan-karazany. 1 JOHANY 1:9 (DIEM)

  • Antoandro
"Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia" Salamo 150:6

  • Alina
"Ento ny fahafolon-karena rehetra, ho ao an-trano fitahirizana azy mba hisy hanina hatrany ao an-tranoko." Malaky 3:10a (Katôlika)