vendredi 1 juin 2012

LIOKA 7:47 (DIEM) ; 1 Jaona 1:7 ; Marka 14:38a (Katôlika)


  • Maraina
Voavela ny heloka be nataony, noho izy be fitiavana; fa izay amelana kely no kely fitiavana. LIOKA 7:47 (DIEM) 


  • Antoandro
"Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra." 1 Jaona 1:7 


  • Alina
"Miambena ianareo, ary mivavaha, mba tsy ho azon'ny fakampanahy." Marka 14:38a (Katôlika)