samedi 23 juin 2012

Aim-panahy isan'andro


Maraina
Hiady amin'ny Zanakondry izy rehetra, nefa haharesy azy ny Zanakondry satria Izy no Tompon'ny tompo sy Mpanjakan'ny mpanjaka; ary haharesy miaraka amin'ny Zanakondry koa ireo olona voaantso sy voafidy, dia ireo mpino AzyAPOKALIPSY 17:14 (DIEM)

Antoandro
Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany. Fa efa maty ianareo, ary ny fiainanareo miara-miafina amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra. Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin'ny voninahitra ianareoKOLOSIANA 3:2-4

Alina
Andeha isika hiverina amin'ny TompoÔSEA 6:1A (KATÔLIKA)