•Maraina
Izaho
no Mpiandry
tsara:
fantatro
ny
ondriko
ary
ny
ondriko
mahafantatra
Ahy,
tahaka
ny
ahafantaran'ny
Ray Ahy
sady
ahafantarako
ny
Ray; ary
manolotra
ny
aiko
Aho hamonjena
ny
ondry. JOHANY
10:14-15 (DIEM)
•Antoandro
Amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan'ny haratsiam-panahiny. Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, fa tsy mba manana ny Fanahy. Fa ianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina. JODA 1: 18-20
•Alina
Dia nanasitrana
olona
maro
nararin'ny
aretina
samihafa
Izy. MARKA
1:34A (KATÔLIKA)