vendredi 22 juin 2012

Aim-panahy isan'andro

  • Maraina
Fantatrareo fa ny nanavotana anareo, ho afaka tamin'ny FITONDRANTENA TSY MAHASOA NENTIM-PAHARAZANA, dia tsy zavatra mety simba tahaka ny volafotsy na ny volamena; ny nanavotana anareo dia ny ra sarobidy nafoin'i Kristy, toy ny ran-janakondry tsy misy kilema ary tsy misy pentina1 PETERA 1:18-19 (DIEM)

  • Antoandro
Efa nomen'ny herin'Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'ny fahalalana Ilay niantso antsika tamin'ny voninahiny sy ny fahatsarany1 PETERA 1:3

  • Alina
Aza mametraka ny fitokianareo amin'ny mpanapaka, na amin'ny zanak'olona tsy mahavonjy.
SALAMO 146:3 (KATÔLIKA)