vendredi 8 juin 2012

HEBREO 11:29 (DIEM); Jakoba 3:8-10; Lioka 18:23 (Katôlika)

  • Maraina

 Finoana no nitan'ireo Israelita ny Ranomasina Mena toy ny nandia tany maina; fa nony mba nanandrana nanao toy izany ireo Ejiptianina, dia voatelin'ny rano. HEBREO 11:29 (DIEM)

  • Antoandro
 "fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty. Izy no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray; ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona, izay natao araka ny endrik'Andriamanitra. Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany." Jakoba 3:8-10


  • Alina
"Izay tsy momba Ahy, dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko, dia manahaka". Lioka 18:23 (Katôlika)