- Maraina
"Aoka hiseho amin'ny mpanomponao ny asanao, Ary ny
voninahitrao amin'ny zanany". Salamo
90:16
- Antoandro
"Ary tandremo ny didiko sy ny fitsipiko; fa raha
mahatandrina izany ny olona, dia ho velona amin'izany izy: Izaho no
Jehovah." Levitikosy 18:5
- Alina
"Sombiny
no zavatra haintsika, sombiny no hafatr'Andriamanitra voalazantsika." 1Korintianina 13:9 DIEM