jeudi 12 janvier 2012

Levitikosy 19:18; Isaia 40:28; Salamo 145:1

  • Maraina
"Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin'izay iray firenena aminao: fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no Jehovah".  Levitikosy 19:18

  • Antoandro
"Tsy fantatrao va? Tsy efa renao va fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah, izay namorona ny faran'ny tany? Tsy mba mety ho reraka na sasatra Izy; Tsy takatry ny saina ny fahalalany". Isaia 40:28

  • Alina
"HANANDRATRA Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria." Salamo 145:1