samedi 14 janvier 2012

Levitikosy 19:26b; Joba 5:17-18; Kolosiana 2:6

  • Maraina
"Aza manao sikidy na manandro." Levitikosy 19:26b

  • Antoandro
"Indro, sambatra ny zanak'olombelona izay anarin'Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan'ny Tsitoha; Fa sady mandratra Izy no mamehy; Manorotoro Izy, ary ny tànany ihany no manasitrana". Joba 5:17-18

  • Alina
"Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa."  Kolosiana 2:6