- Maraina
"Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;
Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana." Nomery
6:24-26
- Antoandro
"Mihirà ho an'i Jehovah, miderà an'i Jehovah; Fa Izy
namonjy ny fanahin'ny malahelo tamin'ny tanan'ny mpanao ratsy." Jeremia
20:13
- Alina
"Nahoana
no mandoka tena amin'ny haratsiana hianao, ry ilay mahery?" Salamo 52:1b