- Maraina
"Masìna
ianareo, ry rahalahiko, aza manao ratsy". Genesisy 19:7
- Antoandro
"Jehovah
ô, tsy misy afa-tsy Hianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian'ny maro
izy, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray ô, fa Hianao no iankinanay, ary
ny anaranao no andehananay hiady amin'ireto olona ireto. Jehovah ô. Hianao no
Andriamanitray; aza avela hisy olona haharesy Anao" 2Tantara 14:10
- Alina
"Aoka
ho fantatrao fa any am-parany any dia hisy fotoana sarotra." 2 Timoty 3:1
DIEM