mercredi 4 janvier 2012

Deoteronomia 8:4; Jaona 10: 9-10; Galatianina 5:13 DIEM

  • Maraina
"Fa tsy mofo ihany no iveloman'ny olona; fa izay rehetra aloaky ny vavan'i Jehovah no iveloman'ny olona". Deoteronomia 8:4

  • Antoandro
"Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina. Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be." Jaona 10: 9-10

  • Alina
"fa ianareo, ry havana, dia efa nantsoina ho amin'ny fahafahana; saingy tsy hoe ilay fahafahana hahazoana manao izay sitraky ny maha mpanota, fa aoka hifanompo ianareo amin'ny alalan'ny fitiavana." Galatianina 5:13 DIEM