- Maraina
"Mibebaha
ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra". Matio 4 :17
- Antoandro
"Fa
tsy nitondra na inona na inona ho amin'izao tontolo izao isika, sady hita fa
tsy hahatondra na inona na inona hiala. Fa raha manan-kanina sy fitafiana
isika, dia aoka hianina amin'izany".1 Timoty 6:7-8
- Alina
"Manome
hery ny reraka Izy ary manatanjaka ny malemy." Isaià 40:29 DIEM