- Maraina
"Ary
raha vao miditra ao amin'ny trano ianareo, dia miarahabà ny ao. Koa raha
miendrika ny ao an-trano, dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa
raha tsy miendrika izy, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana
voatononareo". Matio 10:12-13
- Antoandro
"Tsara
ny mialoka amin'i Jehovah Noho ny mialoka amin'ny olona. Tsara ny matoky an'i
Jehovah Noho ny matoky ny mpanapaka". Salamo 118:8-9
- Alina
"Ny
Tompo Andriamanitrareo no hampiditra anareo any amin'ny tany izay hidiranareo
mba halainareo ho fananana." Deoterônômy 7:1a DIEM