jeudi 8 décembre 2011

Jaona 8 :37; Marka 7 :15; Matio 1:21

  • Maraina
 « Fantatro ihany fa taranak'i Abrahama ianareo, nefa mitady hamono Ahy, SATRIA NY TENIKO TSY MITOMBO AO ANATINAREO ». Jaona 8 :37

  • Antoandro
« Fa tsy ny zavatra avy eo ivelany izay miditra ao anatin'ny olona no mahaloto azy; fa izay mivoaka avy ao anatin'ny olona no mahaloto azy ». Marka 7 :15

  • Alina
“Ary ho tera-dahy izy ka i Jesoa no anarana hiantsoanao ny zaza: fa io zaza io no hanafaka ny vahoakany amin'ny fahotany”. Matio 1:21