- Maraina
"Ary ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny
harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan'olona, ka dia nafeniny; ary noho ny
hafaliany dia lasa nandeha izy ka nivarotra ny fananany rehetra, dia nividy
izany saha izany." Matio 13:44
- Antoandro
"Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, Raha
mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy". Marka 7: 7
- Alina
"Aoka tsy haloaky ny
vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana." Efesiana
4:29a