- Maraina
“Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome
anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, dia ny Fanahin'ny fahamarinana,
Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa
ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao
anatinareo”. Jaona 14:16-17
- Antoandro
"Izay rehetra mankahala ny rahalahiny
dia mpamono olona; ary fantatrareo fa tsy mba misy mpamono olona manana
fiainana mandrakizay mitoetra ao anatiny." 1 Jaona 3: 15
- Alina