- Maraina
"Indro,
Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan'ny amboadia; koa hendre
tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala". Matio 10:16
- Antoandro
"Ry
malala, mananatra anareo aho, satria vahiny sy mpivahiny ianareo, fadio ny
filan'ny nofo, fa miady amin'ny fanahy ireny." Petera 2:11
- Alina
"Ary
ny toetry ny olona dia tsy maintsy ho araka izay zavatra derainy." Ohabolana
27:21b