jeudi 15 décembre 2011

Jaona 14:26; Salamo 9: 10; Salamo 150:6 DIEM

  • Maraina
"Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo". Jaona 14:26

  • Antoandro
"Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah ô." Salamo 9: 10

  • Antoandro
"Aoka ny miaina rehetra samy hidera ny TOMPO! Haleloià!" Salamo 150:6 DIEM