vendredi 16 décembre 2011

Joela 4:10b; Salamo 37: 37-38; Romanina 13:8a (DIEM)


  • Maraina
"Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho!" Joela 4:10b

  • Antoandro
"Diniho ny mahitsy, ka jereo ny marina; Fa misy farany ho an'ny olona tia fihavanana. Fa ny mpanota haringana avokoa; Ny hihafaran'ny ratsy fanahy ho fongotra." Salamo 37: 37-38

  • Alina
"Aoka tsy hananan'olon-trosa ianareo, afa-tsy momba ny fifankatiavana ihany." Romanina 13:8a (DIEM)