vendredi 23 décembre 2011

Jaona 10:30; Lioka 2: 10-11; Matio 1:23

  • Maraina
 "Izaho sy ny Ray dia iray ihany."Jaona 10:30

  • Antoandro
 "Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo." Lioka 2: 10-11

  • Alina
"Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela." Matio 1:23