jeudi 22 décembre 2011

1Korintiana 10:25-26; 1 Jaona 5:4; Lioka 2:14

  • Maraina
"Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana; fa an'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy." 1Korintiana 10:25-26

  • Antoandro
"Fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika." 1 Jaona 5:4

  • Alina
"Voninahitra any amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany." Lioka 2:14