jeudi 1 décembre 2011

Jakoba 4:7; Jeremia 33:3; Rômana 12:14 DIEM

  • Maraina
"Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy". Jakoba 4:7

  • Antoandro
"Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-patarina izay tsy fantatrao." Jeremia 33:3

  • Alina
"Miraria soa an'izay manenjika anareo; miraria soa fa aza manozona." Rômana 12:14 DIEM