- Maraina
"Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino
fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. Fa raha misy mpihaino ny teny, nefa tsy
mpankatò, dia toy ny olona mizaha ny tarehiny eo amin'ny fitaratra izy." Jakoba
1:22-23
- Antoandro
"Ary raha handeha amin'ny lalako ianao ka hitandrina ny
lalàko sy ny didiko tahaka ny nandehanan'i Davida rainao, dia hataoko ho ela
velona ianao." 1 Mpanjaka 3:14
- Alina
"Fa
torohevitra mahasoa no omeko anareo; aza mahafoy ny fampianarako." Ohabolana
4:2 DIEM