dimanche 18 décembre 2011

2 Tesaloniana 3:14-15; Jeremia 9:23; Joba 13:15


  • Maraina
"Ary raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin'ity epistily ity, mariho izany olona izany, ka aza mikambana aminy, mba hahamenatra azy. Anefa aza dia atao fahavalo izy, fa anaro toy ny rahalahy". 2 Tesaloniana 3:14-15

  • Antoandro
"Fa izay te hirehareha dia aoka hirehareha amin'izao: Dia ny fahendreny sy ny fahalalany Ahy ho Jehovah, Izay manao famindram-po sy fitsarana marina ary fahamarinana ety ambonin'ny tany, fa izany no sitrako, hoy Jehovah." Jeremia 9:23

  • Alina
"Na dia hamono ahy aza Izy, mbola hanantena Azy ihany aho, Kanefa hanamarina ny làlako eo anatrehany aho." Joba 13:15