vendredi 4 novembre 2011

Salamo 36:5, 7; Fitomaniana 3:55-57; 1 Korintiana 6:7b


  • Maraina
"Jehovah ô, mipaka amin'ny lanitra ny famindram-ponao; mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao. Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao, Andriamanitra ô! ka mialoka eo amin'ny aloky ny elatrao ny zanak'olombelona."Salamo 36:5, 7

  • Antoandro
"Jehovah ô, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho. Ny feoko dia efa renao, aza tampenana ny sofinao, raha mitaraina mitady izay mba hiainana kely aho. Nanakaiky Hianao tamin'ny andro niantsoako Anao, ka dia hoy Hianao: Aza matahotra". Fitomaniana 3:55-57

  • Alina
 "Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza hianareo?"1 Korintiana 6:7b