lundi 21 novembre 2011

Ohabolana 14:12; Jaona 21:16- 17b; Marka 5:34 DIEM


  • Maraina
"Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy, kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany." Ohabolana 14:12

  • Antoandro
"Moa tia Ahy va ianao?.... Andraso ary ny ondriko... Fahano ary ny ondriko." Jaona 21:16- 17b

  • Alina
"Dia hoy i Jesoa taminy:Ny finoanao, anaka, no nahasitrana anao! Ndeha àry ka veloma finaritra, mitohiza fahasalamana soa aman-tsara!" Marka 5:34 DIEM