- Maraina
"Dia hoy Jesosy tamin'ny Jiosy izay nino Azy: Raha
maharitra amin'ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa; ka ho fantatrareo ny
marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho
afaka tokoa ianareo." Jaona 8:31-32, 36
- Antoandro
"Tsarao
aho, Jehovah ô, fa mandeha amin'ny fahamarinako aho; ary Jehovah no itokiako,
ka tsy miahanahana aho. Diniho aho, Jehovah ô, ka fantaro; izahao toetra ny
voako sy ny foko". Salamo 26:1-2
- Alina
"Koa
ny finoana dia vokatry ny hafatra ambara; ary ny hafatra ambara dia ny teny
momba an'i Kristy." Romana 10:17 DIEM