mercredi 16 novembre 2011

Jaona 8:12; Romana 8:35; Matio 18:7 DIEM

  • Maraina
"Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina." Jaona 8:12

  • Antoandro
"Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?" Romana 8:35

  • Alina
"Tataovan-doza izao tontolo izao satria betsaka ny toe-javatra mitarika amin'ny ratsy! Eny, tsy maintsy hisy ny toe-javatra mitarika amin'ny ratsy, kanefa mampalahelo izay olona hahatonga izany!" Matio 18:7 DIEM