mercredi 12 octobre 2011

Aim-panahy ho anao!

  • Maraina :
"Tompo ô, mandrenesa, Tompo ô, mamelà heloka; Tompo ô, mihainoa, ka miasà; aza ela Hianao, ry Andriamanitro ô noho ny aminao; fa ny tanànanao sy ny olonao dia nantsoina amin'ny anaranao". Daniela 9:19

  • Antoandro :
"Aza manaraka izay andriamani-kafa amin'ireny andriamanitry ny firenena manodidina anareo, fa Andriamanitra saro-piaro eo aminao Jehovah Andriamanitrao, fandrao hirehitra aminao ny fahatezeran'i Jehovah Andriamanitrao, ka hofongorany tsy ho eo ambonin'ny tany ianao". Deotoronomia 6:14-15

  • Alina :
"Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao". Salamo 119:71