mardi 11 octobre 2011

Aim-panahy ho anao!

  • Maraina :
"Ary andrao ianao hanao anakampo hoe: Ny tanjako sy ny herin'ny tanako no nahavoriako izao harena izao; fa tsarovy Jehovah Andriamanitrao, fa Izy no manome anao hery hahavory harena". Deotoronomia 8:17-18a

  • Antoandro :
"Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin'ondry. Raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be".  Jaona 10: 7, 9-10

  • Alina :
"Mivembena ary mianjera ilay mpiavonavona, fa tsy misy manarina azy. Rehetako afo ireo tanànany ka handevona izay rehetra manodidina azy izany". JEREMIA 50:32 DIEM