dimanche 9 octobre 2011

Aim-panahy ho anao!

  • Maraina :
"Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an 'i Kristy Jesosy, mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an'Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika". Romana 15:5-6

  • Antoandro :
"Nefa aoka hangataka amin'ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin'ny rivotra ka atopatopany". Jakoba 1:6

  • Alina :
"Amin'ny sitrapo manao fanompoana toy ny amin'ny Tompo fa tsy amin'olona". Efesiana 6:7