samedi 8 octobre 2011

Aim-panahy ho anao!

  • Maraina :
"Ary hoy koa Jesosy tamin'izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany isan'andro ka hanaraka Ahy. Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy dia hahavery izany; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia izy no hamonjy izany". Lioka 9:23-24

  • Antoandro:
"Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao; Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao". Ohabolana 3:5-6

  • Alina:
"Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, dia miasa foana ny mpiambina". Salamo 127:1b