vendredi 7 octobre 2011

Aim-panahy ho anao!


  • Maraina :
"Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy". Romana 3:23-24

  • Antoandro :
"Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany". Apokalypsy 22:12

  • Alina :
"Ary ny Tompo anie hampitompo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra,dia tahaka anay aminareo koa". ITesaloniana 3:12