dimanche 11 septembre 2011

Aim-panahy ho anao!


  • Maraina :
“Ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo”. Ohabolana 21:2

  • Antoandro:
“Aoka ho fantatrao Andriamanitry ny rainao, ka manompoa Azy amin'ny fo rehetra sy ny fanahy mazoto; fa Jehovah dia mpandinika ny fo rehetra , ary ny fieritreretana rehetra dia fantany avokoa”. 1 Tantara 28: 9

  • Alina:
“Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana ve, sa fihafiana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fahantrana, sa loza, sa fahafatesana ?". Romanina 8:35 (Version DIEM)