- Maraina :
"Lozan'izay mifoha maraina koa ka mitady toaka! Izay miboboka
mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay!" Isaia 5:11
- Antoandro :
"Miteny araka ny fanaon'ny olona aho noho ny fahalemen'ny
nofonareo; fa tahaka ny nanoloranareo ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny
fahalotoana sy ny tsi-fanarahan-dalàna hahatanteraka ny tsi-fanarahan-dalàna,
dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny
fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana". Romana 6:19
- Alina :
"Anaro ny mpanankarena amin'izao fiainana ankehitriny izao
mba tsy hiavonavona, na hatoky ny harena miovaova, fa Andriamanitra, Izay
manome antsika malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika". I Timoty 6:17