vendredi 23 septembre 2011

Aim-panahy ho anao!


  • Maraina :
"Raha misy malahelo ny rahalahinao ao an-tanànanao anankiray amin'ny taninao izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza manamafy ny fonao, na manakombona ny tananao, amin'ny rahalahinao malahelo; fa sokafy tsara aminy ny tananao, ka ampisambory izay ilainy, araka izay mahory azy". Deotoronomia 15:7-8

  • Antoandro :
" Hidera an'i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny hankalaza an'Andriamanitra aho, raha mbola velona koa." Salamo 146: 2

  • Alina :
"Henoy ny anatro ary aza lavina fa hampahendry anareo izany". OHABOLANA 8:33 DIEM