- Maraina :
"Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny
teni-vavolombelonao, Satria fifalian'ny foko izany. Apetrako ny foko hankatò ny didinao Mandrakizay hatramin'ny farany". Salamo
119:111-112
- Antoandro:
"Tsy
manao na inona na inona amin'ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana fa
amin'ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany.
Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an'ny namany koa." Filipiana
2: 3-4
- Alina:
"Koa mieke
heloka ianareo samy ianareo, ary mifampivavaha mba hahasitrana anareo; fa
mahery fiasa tokoa ny fivavaky ny olo-marina". JAKOBA 5:16 DIEM