- Maraina :
"Aoka izay rehetra manam-pofonaina
samy hidera an'i Jehovah. Haleloia". Salamo 150:6
- Antoandro :
"Fantaro ny
zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara. Fadio ny fanao ratsy rehetra". 1Tesaloniana
5:21-22
- Alina :
"Mandra-pahatongako, dia mahavara tsara mamaky ny Soratra
Masina sy mampirisika ary mampianatra". I Timoty 4:13 (version DIEM)