Raha i Mosesy sy ny mpaminany tsy henoiny, dia
tsy hiaiky izy na misy olona mitsangana velona avy any amin'ny maty
aza. Lioka 16:31 (DIEM)
Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah, ary ny asany
rehetra dia mahatoky avokoa. Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny
famindram-pon'i Jehovah ny tany. Salamo 33:4-5
Hitombo ao aminareo hatrany hatrany anie ny famindrampo sy ny fiadanana ary ny fitiavana! Jodà 1:2 (Katôlika)