Eny, fahasoavan'Andriamanitra no namonjena anareo, tamin'ny alalan'ny finoana! Ary tsy avy aminareo izany famonjena izany, fa fanomezan'Andriamanitra; tsy vokatry ny ezaka vita, fandrao hisy hirehareha. Efesianina 2:8-9 (DIEM)
Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho
amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana. Koa izay mandà, dia tsy
olona no laviny, fa Andriamanitra, Izay manome anareo ny Fanahiny
Masina. 1 Tesaloniana 4:7-8
Fa izay tian'ny Tompo no faiziny, toy ny ataon'ny ray amin'ny zanaka malalany. Ohabolana 3:12 (Katôlika)