Fa vovo-tany ianao, ka hiverina ho vovo-tany. Genesisy 3:19 (DIEM)
Esory aminao ny vava mandainga, Ary
ampanalaviro anao ny molotra mamitaka. Aoka ny masonao hijery mahitsy,
Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao. Ohabolana 4:24-25
Ny Tompo dia Andriamanitra mitandro hasina sy manafay. Nahoma 1:2a (Katôlika)