- Maraina
"Fa tahaka ny haavon'ny lanitra ambonin'ny tany no haben'ny fitiavany amin'izay manaja Azy; tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana no hampanalavirany amintsika ny hadisoantsika. Tahaka ny fangoraky ny ray an'ireo zanany no angorahan'ny TOMPO an'izay manaja Azy". SALAMO 103:11-13 (DIEM)
- Antoandro
"Fa Hianao no nahary ny voako; Namolavola ahy tao an-kibon-dreniko Hianao. Hidera Anao aho; fa mahatahotra sy mahatalanjona ny nanaovana ahy; Mahagaga ny asanao; Ary fantatry ny fanahiko marimarina izany." Salamo 139:13-14
- Alina
"Mitsahara, ary maneke fa Andriamanitra Aho, manapaka ny firenena, manjaka amin'ny tany!" Salamo 46:11 (Katôlika)