- Maraina
"Efa nomena Ahy avokoa ny fahefana any
an-danitra sy ety an-tany; koa mandehana ianareo, ataovy mpianatro ny
firenena rehetra; ka ataovy batisa ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka
ary ny Fanahy Masina, sady ampianaro hitandrina ny zavatra rehetra
nandidiako anareo. Ary indro Aho miaraka aminareo isan'andro vaky
mandra-pahatongan'ny fiafaran'izao tontolo izao". MATIO 28:18-20 (DIEM)
- Alina