dimanche 1 janvier 2012

Aim-panahy ho anao!

  • Maraina
 "Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy HANETRY TENA KA HIVAVAKA sy HITADY NY TAVAKO ary HIALA AMIN'NY RATSY FANAONY, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny."2Tantara 7:14

  • Antoandro
 "Ary izay taranakao no hanangana ny efa rava ela, ary ny naorina hatry ny fony fahagola no hamboarinao; ary ianao dia hatao hoe mpamboatra ny rava, mpamelon-dalana honenana amin'ny tany." Isaia 58: 12

  • Alina
"Mifalia, ry zatovo, amin'izao fahatanoranao izao; eny miravoravoa mandritra izany fotoanandro izany. Ataovy izay mahadiavolana ny fonao sy izay mahafinaritra ny masonao. Nefa aoka ho fantatrao fa amin'izany rehetra izany dia hotsarain'Andriamanitra ianao." Mpitoriteny 11:9 DIEM